Rivodoza politika... hitondra soa sa hampilentika antsika?
- Antsipiriany
- Atolotr'i : Randriamiandrinirinarivo Eric Franck
- Sokajy : Arofanina
- Mpamaky : 21
Toa mbola tena zatra ny lalan-dririnina amin'izao famaramparanana ny fotoam-pahavaratra izao isika Malagasy, raha atao indray mijery ny toetrandro politika. Kisarisary efa hita sy re ary niainana ihany mantsy no mbola miverimberina sy mandrafitra ny volon'andro politika ankehitriny. Dia ho gaga ve ianao mpihaino raha handre ny Arofanina hanamafy ka hamantsika hatrany ny hazo mba tsy hampianjera ireo soa kely... tokony harovana mba tsy hidaraboka? Seza, fahefana, voninahitra... mbola tena badenina sy mamba noana tokoa ireo Malagasy milaza ho mpanao politika, raha vao mahaino ireo. Ny hoe antoko politika koa moa eto amintsika maniry ohatra ny anana koa...
Tohiny : Rivodoza politika... hitondra soa sa hampilentika antsika?
Masina Maria Renin'Andriamanitra
- Antsipiriany
- Atolotr'i : Ratovoarivelo Ndrasantsoa Marie Frédeline
- Sokajy : Ireo kintan'ny finoana
- Mpamaky : 14
Arahabaina isika mianakavy nahatratra izao taona vaovao izao. Enga anie ity taona ity hitondra hafaliana sy fiadanam-po ary indrindra mba hampanjakantsika mianakavy ny rariny sy histiny eo amin'ny fiaraha-monina. Fa ankalazaina amin'izao fiandohan'ny taona izao i Masina Maria Renin'Andriamanitra. Arahabaina manokana ireo arovan'izany Renin'Andriamanitra izany.
Malagasy (mg-MG)
French (fr-FR)
English (United Kingdom)